NENY ! Na dia tsy voateny toy ny an’i Dada ny anaranao, ry Neny, Izaho dia mahalala Fa ianao irery no loharano mavana manome ny hery sy tena Fitiavana. RADO (Mey 1991) – “Sedra, pp.33”