Gainsbourg & Brassens par Solorazaf et Michel Haumont
2009-01-24 21
Solo Razafindrakoto guitariste Malagasy tena anisan'ny manan-taleta kanefa dia tsy malaza laotra amin-tsika ka dia indro zaraina eto ho antsika rehetra fa maherin-tsika io.Spectacle tao @ Olympia "Autour de la guitare" miaraka @ Michel Haumont